| Titre : | Aim-pihavanana : Gazetim-panabeazana avoakan'ny FTMTK isan-droa volana |
| Auteurs : | FTMTK (Fivondronan'ny Tanora Malagasy Tantsaha Katolika Eto Madagasikara), Auteur |
| Type de document : | Périodique : texte imprimé |
| Année de publication : | 1966 |
| Langues : | Malgache |
| Mots-clés : | Église catholique ; Paysannat ; Association |
| Note de contenu : |
Aim-pihavanana laharana 84, 88-104, 1984-1988. Contient: Feon'ny tantsaha miara-mientana, avec le plan: Feon'ny tantsaha… miara-mientana - Ny tantsaha - Mirotsaka an-tsehatra ny vehivavy - Fifanabeazana hizaka tena - Miakatra ny vary - Fivarotam-bokatra - Tanora miatrika ny fiainana - Tsangakazo mambotry ny vahoaka! Tsy maintsy fongorana - « Tsioka atsimo » - « Saina mikaroka miaraka amin'ny herintsandry manala fahasahiranana », Fiaraha-midinika, miteraka ezaka - Aiza isika no miofana - Ny F.T.M.T.K. - Ny firohotana TAK - Ny firohotana Iray Aina - Ny ekipa fototra na ny sokajy fototra - Mamenoa ny tany ka mizaka azy (Jenezy 1,28) - Ny nosintsika - Rafi-pitondrana ankehitriny - Ny sosialisma - Ny fahitan'ny vahiny anankiray ny tanora mpamboly malagasy - Ny hajan'ny asan'ny tantsaha |


