|
Résumé :
|
Ny fehezan-dalàna momba ny asa dia anisan'ny lahatsoratra faran'izay manan-danja vokarin'ny fiaraha-monina iray ho an'ny tenany. Raha tsy misy tokoa mantsy ny asa, dia tsy misy ny fandrosoana ! Saingy hiasa amin'ny sandany hoatrinona ary ao anatin'ny fepetra manao ahoana ? Ny mpamaky dia haita ato izay rehetra mikasika ny tontolon'ny asa : sendikà, fifanekena amin'ny asa sy fifanarahana iombonana, karama mikasika ny asa, fifanolanana sy sazy/
Le Code du travail est l'un des texte importants qu'une société se donne à elle-même. Sans travail, en effet, pas de développement ! Mais un travail à quel prix, et à quelles conditions ? Le lecteur trouvera ici tout ce qui touche à l'organisation du travail : contras et conventions collectives, salaires et conditions de travail, conflits et pénalités.
|